<-
->

Gen / Jen 21:23 Now therefore swear unto me here by God that thou wilt not deal falsely with me, nor with my son, nor with my son' s son: but according to the kindness that I have done unto thee, thou shalt do unto me, and to the land wherein thou hast sojourned. koa ankehitriny ianiano amin' Andriamanitra aho fa tsy hamitaka ahy na ny zanako na ny taranako ianao; fa araka ny soa izay efa nataoko taminao no mba ataovy amiko sy amin' ny tany izay ivahinianao. Koa mianiàna amiko eto amin' ny anaran' Andriamanitra fa tsy hamitaka ahy, na ny zanako, na ny zafikeliko hianao, fa ho araka ny soa nataoko taminao no mba hataonao amiko sy amin' ity tany onenanao koa. Maintenant, jure-moi ici par Dieu que tu ne me tromperas pas, ni mon lignage et parentage, et que tu auras pour moi et pour ce pays où tu es venu en hôte la même amitié que j' ai eue pour toi.