<-
->

Gen / Jen 21:20 And God was with the lad; and he grew, and dwelt in the wilderness, and became an archer. Ary nomban' Andriamanitra ny zaza. dia nitombo izy; ary nonina tany an-efitra izy ka nony efa lehibe dia tonga mpandefa tsipìka. Nomban' Andriamanitra ny zaza, ka nihalehibe; ary nonina tany an' efitra izy, sy tonga mpandefa tsipika. Dieu fut avec lui, il grandit et demeura au désert, et il devint un tireur d' arc.