<-
->

Gen / Jen 21:2 For Sarah conceived, and bare Abraham a son in his old age, at the set time of which God had spoken to him. Dia nanan' anaka Saraha ka niteraka zazalahy tamin' i Abrahama, rehefa antitra izy, tamin' ny fotoana izay efa nolazain' Andriamanitra taminy. Nanana anaka Sarà ka nitera-dahy tamin' i Abrahama, tamin' ny fahanterany, nony tonga ny fotoana nolazain' Andriamanitra azy. Sara conçut et enfanta un fils à Abraham déjà vieux, au temps que Dieu avait marqué.