<-
->

Gen / Jen 21:1 And the Lord visited Sarah as he had said, and the Lord did unto Sarah as he had spoken. Ary Jehovah namangy an' i Saraha araka ilay efa nolazainy, ary dia nataon' i Jehovah tamin' i Saraha araka ilay efa noteneniny. Namangy an' i Sarà Iaveh araka ilay efa voalazany, notanterahin' ny Tompo tamin' i Sarà ny efa nampanantenainy. Yahvé visita Sara comme il avait dit et il fit pour elle comme il avait promis.