<-
->

Gen / Jen 2:22 And the rib, which the Lord God had taken from man, made he a woman, and brought her unto the man. Ary ny taolan-tehezana izay nalain' i Jehovah Andriamanitra tamin-dralehilahy dia nataony vehivavy ka nentiny tany amin-dralehilahy. Ny taolan-tehezana nalain' ny Tompo Andriamanitra tamin-dralehilahy dia namoronany vehivavy iray, ka nentiny teo amin-dralehilahy. Puis, de la côte qu' il avait tirée de l' homme, Yahvé Dieu façonna une femme et l' amena à l' homme.