<-
->

Gen / Jen 2:16 And the Lord God commanded the man, saying, Of every tree of the garden thou mayest freely eat: Ary Jehovah Andriamanitra nandidy an-dralehilahy ka nanao hoe: Ny hazo rehetra eo amin' ny saha dia azonao ihinanana ihany; Ary Iaveh Andriamanitra nanome izao didy izao an-dralehilahy: Azonao ihinanana avokoa ny hazo rehetra eto amin' ny saha. Et Yahvé Dieu fit à l' homme ce commandement : Tu peux manger de tous les arbres du jardin.