<-
->

Gen / Jen 16:7 And the angel of the Lord found her by a fountain of water in the wilderness, by the fountain in the way to Shur. Ary Ilay Anjelin' i Jehovah nahita azy teo anilan' ny loharano anankiray tany an-efitra, dia teo anilan' ilay loharano eo amin' ny lalana mankany Sora. Hitan' ny Anjelin' ny Tompo teo anilan' ny loharano anankiray tany an-efitra izy, dia teo anilan' ilay loharano amin' ny lalana mankany Sora. L' Ange de Yahvé la rencontra près d' une certaine source au désert, la source qui est sur le chemin de Shur.