<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 15:18 | In the same day the |
Tamin' izany andro izany Jehovah nanao fanekena tamin' i Abrama ka nanao hoe: Ny taranakao efa nomeko ity tany ity hatrany amin' ny onin' i Egypta ka hatrany amin' ny ony lehibe, dia ny ony Eofrata, | Tamin' izany andro izany nanao fanekena tamin' i Abrama Iaveh nanao hoe: Omeko ny taranakao ity tany ity hatrany amin' ny onin' i Ejipta ka hatrany amin' ny ony lehibe, dia i Eofrata izany; | Ce jour-là |