<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 11:6 | And the |
Ary hoy Jehovah : Indro, iray foko ny olona, sady iray fanononana izy rehetra, ary ity vao fiandohan' ny hataony; koa izao dia tsy hisy azo sakanana na inona na inona izay saintsaininy hatao. | Dia hoy Iaveh: Indro firenena iray izy ireo ary fiteny iray no iraisan' izy rehetra, ary ity asa ity no iandohan' izay tiany hatao; amin' izao dia tsy hisy na inona na inona hisakana azy tsy hanatanteraka izay kasainy hatao. | Et |