<-
->

Gen / Jen 1:9 And God said, Let the waters under the heaven be gathered together unto one place, and let the dry land appear: and it was so. Ary Andriamanitra nanao hoe : Aoka hiangona ny rano eny ambanin' ny lanitra ho eo amin' ny fitoerana iray, ary aoka hiseho ny maina; dia nisy izany. Hoy Andriamanitra: Aoka hiangona amin' ny fitoerana iray ny rano eo ambanin' ny lanitra, ka aoka hiseho ny maina. Dia tanteraka izany. Dieu dit : Que les eaux qui sont sous le ciel s' amassent en une seule masse et qu' apparaisse le continent et il en fut ainsi.