<-
->

Gen / Jen 1:8 And God called the firmament Heaven. And the evening and the morning were the second day. Ary Andriamanitra nanao ny habakabaka hoe lanitra. Dia nisy hariva, ary nisy maraina, andro faharoa izany. Nataon' Andriamanitra hoe lanitra, ny habakabaka. Ary nisy hariva sy nisy maraina. Izay no andro faharoa. et Dieu appela le firmament ciel . Il y eut un soir et il y eut un matin : deuxième jour.