<-
->

Gen / Jen 1:27 So God created man in his own image, in the image of God created he him; male and female created he them. Ary Andriamanitra nahary ny olona tahaka ny endriny; tahaka ny endrik' Andriamanitra no namoronany azy; lahy sy vavy no namoronany azy. Ary Andriamanitra nahary ny olona mitovy endrika aminy; mitovy endrika amin' Andriamanitra no nahariany azy, ary nataony lahy sy vavy izy ireo. Dieu créa l' homme à son image, à l' image de Dieu il le créa, homme et femme il les créa.